No menu items!
More

    Mr SAYDA – FITIA EFA NOMEKO Lyrics

    Mr SAYDA – FITIA EFA NOMEKO ( Lyrics 2023 by Tex Rakoum) Letra Mr SAYDA Mr SAYDA – FITIA EFA NOMEKO ( Lyrics 2023 by Tex Rakoum)
    FITIA EFA NOMEKO

    Lay famataranora iny nikisika ihany
    Nanoratra an’ity aho satria niezaka hatrany
    Tsy hanery tsy anjara na dia mba faniriana
    Ny hitantana anao na anio na any aoriana
    Lazainao manofy aho angamba na lasa adala
    Raha mba te hoanao ary aho dia iza no andrara
    Tsy hoe kory an’olonkafa ianao fa mba tsy sahala
    Ny tao ampotsika za nety f’ianao voarara

    Rano efa andohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika

    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko hoanao daholo fa tsy ifanomezantsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa ampitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao

    Aza omena tsiny aho raha toa jamba ny foko
    Ny olona mety hiteny eny hoe lety gamba mifoka
    Dizidizina anao teny aho nefa tsy mitroka
    Ary na kivikivy ary aho tsy maintsy mitraka
    Mahay miampita arabe tsy voadonany fiara
    Kanefa vao fitiavana aho voadonany tsara
    Maradratra eny aho sady be takopery
    Ato anaty maizina aho mitady ny very

    Rano efa andohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika

    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko hoanao daholo fa tsy ifanomezantsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa ampitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao

    Lyrics, Letras, Paroles, Deutsche, Letras, Testi,Тексты, Texty, Norske, Текстови, Versuri, Persian, Liricí, Lirik, Nederlandse, Tagalog

    Advertisement

    Roro Harb – Asmar...

    Roro Harb - Asmar Nutella ( Lyrics) | رورو...

    Feid – Alakran Lyrics

    Feid - Alakran ( Lyrics) Letra FeidVEVO Feid -...

    蕭敬騰 Jam Hsiao 《白夜》...

    蕭敬騰 Jam Hsiao 《白夜》 Lyrics Letra Letra...

    Velet – Umudunu Kesme...

    Velet - Umudunu Kesme ( Lyrics ) Letra VELET...

    Chi Pu | HOA...

    Chi Pu | HOA DƯỚI MẶT TRỜI ( Lyrics...

    D Voice Ft Zuchu...

    D Voice Ft Zuchu - BamBam ( Lyrics...